Numéro de téléphone
Pas de téléphone fourni.

Adresse
ankadifotsy

Zahay dia manao ny service momba ny taovolo sy tarehy, maquillage, pack mariage, mivarotra produits cosmétiques,maquillage tsara qualité amin’ny vidiny mirary.
– Mampianatra manao ny maquillage ny tenanao ( na auto – maquillage) anefa afaka ampiharina am’iny hafa ihany koa
– Manamafy izay te handalina kokoa ny maquillage 
– Mampianatra manao ny tarehy ihany ko ( auto soin de visage)
Afaka manantona anao izahay
anefa ihany ko afaka manantona ety Ankadifotsy ianao
Raha haka rendez vous dia miantso amin’ny 
Dia mampanantena anao fa ny soa hatrany no atolotra ho anao!

0 commentaire pour ce produit

Ajouter un commentaire  

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.