Numéro de téléphone
Pas de téléphone fourni.

Adresse
Ankadifotsy

Marina tokoa fa manamora ny fivezivezena ny fiarakodia.

Fivezivezena amin’ny asa atao, amin’ny adidy samihafa, amin’ny fialam-boly…

Fa raha ho amin’ny fanamboarana sy fikojakojana fiara dia azo ahena betsaka tokoa izany fivezivezena izany.

Raha marika koreanina ny fiaranao (HYUNDAI – KIA – DAEWOO – SSANGYONG), dia manantona ny KOSPAM-AUTO fa hihena be ny fotoana lany amin’ny fivezivezenao, satria ao no ahitanao

–  Ireo kojakojako ,marika tena izy , momba ireo fiara ireo.

–  Asa matihanina amin’ny fikojakojana sy fanamboarana.

Ireto no laharana raha te hifandray aminay ianao :

Ankadifotsy : 033 28 247 93 ; 034 20 247 93
Andrefan’Ambohijanahary: 034 11 640 18;  033 11 640 18
Fasan’ny karana: 034 12 761 61 ; 033 81 761 61

Na koa tsidio ny Pejy facebook:
https://www.facebook.com/KOSPAMAUTO/

Raha misy fanontaniana.

Mirary tontolo andro mahafinaritra!

0 commentaire pour ce produit

Ajouter un commentaire